Terminé
lock1 gagnant
Any Pasta?
Rehefa nofakafakana ilay lalao ho atao dia tapaka fa ankitsapaka (no tsy manahirana 😅) no mety. Mais d'abord Pub kely🫣 : ‼️Mandray commande tous les jours ‼️ Tonga dia MP na 0340736555 - 0329136555 Livraison tous les jours Départ à 10h raha ho sakafo antoandro Départ à 15h raha après midi Livré entre 11h et 13h rehefa Dimanche (Misy moa ny efa mahalala hoe misy exception kely foana ihany 🤭😉) Vendredi Jolie : 🎊1 gratin moyen format aux choix + 1verre Jus+ 1dessert🎊 sur place uniquement an ! voky mitititra ianao mody 🤭 ✅Commentaire 1 @ ity publications ity fotsiny ihany no participation antsika. ✅Tsy mila mi-identifier namana. ✅ Tsy mila manao partage. (Amizay tsy be concurrence eh 😉)AMPITIAVANA be ho antsika abonné ato ihany ny lalao. Demain à 16h tsika manao tirages hoe iza ilay nandresy 🥳
1er
@Ra Lalaina
“Mashirooo 👌👌”